Handray hafatra

Raha toa ka te handray hafatra ianao dia azonao apetraka eto ambany ny adiresinao





Tahirintsary


Serasera 2001

Lisitra serasera.org
Nosoratan'i hery   

  Faly miarahaba anao tonga eto amin'ny takelaky ny lisitra.serasera.org izay toerana hahitanao ny dinidinika ifanaovana momba an'i Madagasikara sy ny Malagasy.

Ny hafatra folo farany nivoaka dia azonao jerena etsy ambany. Ny hafatra rehetra kosa dia azonao jerena eto. Raha handefa hafatra moa dia mandehana eto. Ny lisitra.serasera.org dia toerana ahafahana mifandray amin'ireo Malagasy mpikambana amin'ny alalan'ny fifandefasana hafatra amin'ny imailaka (email).

 

Marihina fa ny mpikambana ihany no afaka mandefa hafatra... ary ny fidirana ho mpikambana dia maimaimpoana. Jereo etsy ankavia raha te ho anisan'ireo mandray hafatra ianao.
    Ny adiresy ilaina :
  • Mandefa hafatra serasera@yahoogroups.com
  • Fidirana ao amin'ny lisitra serasera-subscribe@yahoogroups.com
  • Fialana ao amin'ny lisitra serasera-unsubscribe@yahoogroups.com
  • Ny mpandrindra ny lisitra serasera-owner@yahoogroups.com
Niova farany ( 12-03-2007 )
 

Hafatra farany

Ireto ny hafatra folo farany izay nandeha tao amin'ny lisitra serasera@yahoogroups.com. Raha handefa hafatra ianao dia tsindrio eto

  • Re: Resaka Amnesty???
    Salama Fijery hafa -Tsiranana: tsak tsak zato arivo, nifarana tamin'ny fitsarana azy tany @ tribonaly (affaire Ratsimandrava ??), fa tsy fantatro ny niafarany.
  • Re: Resaka Amnesty???
    manahoana Voalohany aloha, raha ny hoe hilatsaka ho fidiana i Ranona, dia raha ny fahitako azy, dia TSY TOKONY mihintsy hoe ny politisiana, na ny mpandinika sy
  • Resaka Amnesty???
    Mandeha ity resaka amnesty ity dia lasa ny saiko: Tsiranana: Tsak tsak zato arivo (Toa tsy nisy fanarahana) Ratsiraka: "Tirer dans les jambes" (Iavoloha 1991)
  • Re: Ny fahatongavan-dRavalomanana - avertissemA
    manahoana ... mbola manaraka tsara daholo ve nareo e.... http://allafrica.com/stories/201201270077.html The troika countries have evidence that Rajoelina is
  • Z.Madagascar état de non droit
    Comment les putschistes, appuyés et payés par la France sont parvenus au pouvoir et s'y maintiennent. Comment des malgaches manipulés se proclamant "le
  • Soratra Masina
    Ny fanahy no mahavelona; ny nofo tsy mahasoa na inona na inona; ny teny izay nolazaiko taminareo dia fanahy sy fiainana. Jaona 6:63
  • Re: Tsaroy 2009 ...
    Miarahaba, Tsy ao amin'ny ainterinety intsony tokoa ireo lahantsoratra. Ary mba inona/an'iza aza ilay "rapport", ary iza ireo voalaza fa leaders communautaires
  • Re: Tsaroy 2009 ...
    Ra-Haja, Io anie no mahatonga ity fitondrana ity ho voazono toy izao izao e! Fanavaozana fitondrana ve no tadiavinao dia fandravana sy fandoroana tan?na no
  • Tsaroy 2009 ...
    manahoana Tonga indray ny aniversera 2009, ka dia mila ampatsiahivina ny zava-misy sasany, alohan'ny hanentseman'ny hafa ny zava-misy hafa. Ilay rohy eto
  • Re : Duo Njakatiana sy Hanta "TAFAHAONA"
    Voaray ilay rohy ary misaotra betsaka nizara ny soa sy ny kanto e! Misaotra be dia be amin'ny fikarakarana. Afa-po tokoa! Njakalahy

Diaspora Malagasy


Ho an'ireo izay mipetraka ivelan'i Madagasikara

Dokam-barotra

Bizna


  • ]]>

  • vous offre une prestation de gardiennage et s...

  • L'association UCMR a le plaisir de vous convi...


  • TIA SY NDAY, pejy iray vaovao ahafahantsika m...

  • TIA SY NDAY, pejy iray vaovao ahafahantsika m...

  • Fidiram-bola hafa ao antokan-trano raha manan...

  • Natao ho an 'ny Gasy rehetra tsy ankanavaka io he...

  • ]]>

  • Mamy Brunette au Satelitt Café vendredi 10 f...