Efa mpikambana serasera? Ampidiro aloha ny solonanarana
Fitsapana ny hevitry ny mpikambana anarivony eto amin'ity
serasera.org ity ihany ity. Mba hialàna amin'ny fifidianana maromaro
dia mila misoratra anarana ho mpikambana ao amin'ny serasera.org vao
afaka mifidy. Jereo eto
ny fidirana ho mpikambana. Rehefa tafiditra ho mpikambana ianao ka
mahazo solonanarana sy tenimiafina dia ampidiro etsy ankavia dia hiseho
ny toerana fifidianana eto ambany.
Filoham-pirenena 2006
Fitsapana ny hevitry ny mpikambana eto amin'ny serasera.org momba ny fifidianana ho avy.
Mila mampiditra solonanarana serasera.org ianao vao afaka mifidy.