Handray hafatra

Raha toa ka te handray hafatra ianao dia azonao apetraka eto ambany ny adiresinao





Tahirintsary


Serasera 2000

Lisitra serasera.org
Nosoratan'i hery   

  Faly miarahaba anao tonga eto amin'ny takelaky ny lisitra.serasera.org izay toerana hahitanao ny dinidinika ifanaovana momba an'i Madagasikara sy ny Malagasy.

Ny hafatra folo farany nivoaka dia azonao jerena etsy ambany. Ny hafatra rehetra kosa dia azonao jerena eto. Raha handefa hafatra moa dia mandehana eto. Ny lisitra.serasera.org dia toerana ahafahana mifandray amin'ireo Malagasy mpikambana amin'ny alalan'ny fifandefasana hafatra amin'ny imailaka (email).

 

Marihina fa ny mpikambana ihany no afaka mandefa hafatra... ary ny fidirana ho mpikambana dia maimaimpoana. Jereo etsy ankavia raha te ho anisan'ireo mandray hafatra ianao.
    Ny adiresy ilaina :
  • Mandefa hafatra serasera@yahoogroups.com
  • Fidirana ao amin'ny lisitra serasera-subscribe@yahoogroups.com
  • Fialana ao amin'ny lisitra serasera-unsubscribe@yahoogroups.com
  • Ny mpandrindra ny lisitra serasera-owner@yahoogroups.com
Niova farany ( 12-03-2007 )
 

Hafatra farany

Ireto ny hafatra folo farany izay nandeha tao amin'ny lisitra serasera@yahoogroups.com. Raha handefa hafatra ianao dia tsindrio eto

  • Soratra Masina
    Jehovah ô, Andriamanitro Hianao; Hanandratra Anao sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Hianao, dia zavatra efa voakasa hatramin'ny ela sady
  • ARAHABA TRATRY NY PENTEKOSTA 2008 TF 632
                Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika                    
  • Kamba zaza tsy salama any Mahajanga
    Miarahaba daholo Mampita hafatra voaray avy any amin'ny FOKO "Ny FOKO sy association humanitaire roa aty Italie dia eo an-dalam-pikarakarana ny momba ny
  • Re: Tetibola
    Tratry ny pentecoste daholo e! Raha any tanà dia : 10 000 ariary/jour (minimum) fa raha @ province kosa dia : 14 000 ariary/jour = vary+laoka+sakafo
  • Tetibola
    Miarahaba anareo mpisera rehetra, tratry ny Pentekôsta daholo, Hono aho, ity misy fanontaniana kely : any Madagasika, mety ohatrinona eo ho eo ny
  • Soratra Masina
    Fa maty ny tena, raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa Jakoba 2:26
  • Soratra Masina
    Fa hianareo rehetra dia zanak'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Kristy Jesosy. Fa na iza na iza hianareo no natao batisa ho an'i Kristy dia nitafy an'i Kristy
  • TSARA NY TOMPO
    Fa raha ny ratsy fanahy miala amin'ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahintsy , dia ho velona
  • Grand concert « GOSPEL » avec STENNY Le 14 juin 2008à 19 h
    Grand concert « GOSPEL » avec STENNY Le « Johnny » Evangélique Allumez le feu de l'Esprit ! Le 14 juin 2008à 19 h AU 44 RUE Kérautret-Botmel 35000
  • TSARA NY TOMPO
    Fa izao no lazain'i Jehovah , Andriamanitry ny Isiraely : Eo aminao misy zavatra efa voaozona , ry Isiraely o! ; koa tsy mahajanona eo anoloan'ny

Diaspora Malagasy


Ho an'ireo izay mipetraka ivelan'i Madagasikara

Dokam-barotra

Image

Bizna